Ny làlana mody (Ny Sakelidalana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky ny mijery ny lalana mody
tononkira.serasera.org Dia ny andro tavela no indro
tanisaina fa tody an-tsaina e!
Ankonankona foana torovan’ny embona
Re mitsaika ao anaty
Mivaingana tsy mety maty.
Refrain:
mielina miserana sy mandalo
Ô! ô! ô!
Irony jslr ventsoventso mampimalo
Nefa ho aiza e! f’efa voafatotra
Mivavabavaka sisa e!
No sisa, no sisa farahery.
Isaky ny mahita ireo olona ho any
Dia ny entana foana no efa voafehy
Toa vonon-kandeha e!
Nefa dylo kosa hoy aho tsy ho aiza tsy akory
elrw Tsy mba afaka ho any,
tsy afaka ka hitonmany.
Ref...
tononkira.serasera.org Dia ny andro tavela no indro
tanisaina fa tody an-tsaina e!
Ankonankona foana torovan’ny embona
Re mitsaika ao anaty
Mivaingana tsy mety maty.
Refrain:
mielina miserana sy mandalo
Ô! ô! ô!
Irony jslr ventsoventso mampimalo
Nefa ho aiza e! f’efa voafatotra
Mivavabavaka sisa e!
No sisa, no sisa farahery.
Isaky ny mahita ireo olona ho any
Dia ny entana foana no efa voafehy
Toa vonon-kandeha e!
Nefa dylo kosa hoy aho tsy ho aiza tsy akory
elrw Tsy mba afaka ho any,
tsy afaka ka hitonmany.
Ref...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny SakelidalanaVangy : 5754
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 28/01/2002 20:27
