Aza avela hahalala (FIHIRANA FANAMPINY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza avela hahalala ny antony nanaovanao
ny hariva mamanala na ireo maraina vao

Fiv:
Tsy ho takatry ny saiko olihdug zay rehetra alahatrao
Ny angatahako ry Raiko, aoka nont aho hatoky Anao


Aza avela hanontany ny hafaliana atolotrao
na ny anton’ ny tomany edyg efa hitako tononkira.serasera.org hatrizao

Aza avelanao hanefy ny ampitso zay Anao
aza avelanao handrefy zay ho fitantananao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.054