Raha mankany ialahy (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"Raha makany fzvk ialahy,mandalo any ialahy
Mahita an’azy ialahy,mivovo any ialahy
Hitondray any aho,hivimbino any aho
Tapatapany ihany a!Sombitsombiny ihany cmpmbcxs a!
Fofopofony ihany a!Potipotiny ihany a!"(2 fois)
REF:
Lazao azy fa raha ritra ange ny rano
Diaviko tongotra ny làlana mankany
Kaozy tsy vazivazy,tonga aho hamangivangy
Hitondra Paradisa(2 fois)
"Raha mankany tononkira.serasera.org ialahy,mandalo any ialahy
Mahita an’azy ialahy,mivovo any ialahy
Hitondray any aho,hivimbino any aho
Singam-bolony any,piti-drorany any
Sombim-piainany any,sary anankiray"(2 cwmq fois)
REF/

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 51024
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/02/2002 17:38