Raha mankany ialahy

Lohateny Raha mankany ialahy
Nampiditra tatiana
Tamin'ny 10/04/2006 12:03
Vangy : 1376

G        Bm          G       Bm
"Raha makany ialahy,mandalo any ialahy 
C       G            C       G
Mahita an'azy ialahy,mivovo any ialahy 
Am/Edim  C           Am/Edim  C       
Hi ton  dray any aho,hi  vim  bino any aho 


 G   Am             G   Am
 Tapatapany ihany a!Sombitsombiny ihany a! 
 G   Am             G  C         G
 Fofopofony ihany a!Poootipotiny ihany a!"(2 fois) 



REF:
Am    C           D             Am
Lazao azy fa raha ritra ange ny rano 
Am      C           D      Am
Diaviko tongotra ny làlana mankany 
Bm
Kaozy tsy vazivazy,tonga aho hamangivangy 
Am/Edim  C      G
Hi ton  dra Paradisa(2 fois) 



 "Raha mankany ialahy,mandalo any ialahy 

 Mahita an'azy ialahy,mivovo any ialahy 

 Hitondray any aho,hivimbino any aho 

 

 Singam-bolony any,piti-drorany any 

 Sombim-piainany any,sary anankiray"(2 fois)



REF/

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.008