Raha mankany ialahy (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"Raha makany ialahy,mandalo any ialahy
Mahita an’azy ialahy,mivovo any ialahy
Hitondray any aho,hivimbino any aho
Tapatapany ihany a!Sombitsombiny ihany a!
Fofopofony ihany a!Potipotiny ihany a!"(2 fois)
REF:
Lazao azy fa raha ritra tononkira.serasera.org ange ny rano hmyk
Diaviko tongotra ny làlana mankany
Kaozy tsy vazivazy,tonga aho hamangivangy
Hitondra Paradisa(2 fois)
"Raha mankany ialahy,mandalo any ialahy
Mahita an’azy ialahy,mivovo any ialahy
Hitondray ktya any aho,hivimbino any aho
Singam-bolony any,piti-drorany any
unloaxjs Sombim-piainany any,sary anankiray"(2 fois)
REF/

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 53487
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/02/2002 17:38