NY FAHATSIAROVANA (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mikopa-mosara ny fahatsiarovana torovandrovana
Jembin-tomany ny maso manjeny toa xcwoxajf fadiranovana
Ny fahazazana, ny hatanorana, ny androko omaly
Nindaosiny teny toa tazako eny khcfvz misarom-boaly
Fa manam-podiana
Etsy tononkira.serasera.org afarako rahatoa hifandao
Meteza hafarako ianao
Ireny làlana ireny mba lalolalovy
Mba tsarotsarovy ireo dina bcwu natao
Lazao an’i Koto sy Bozy sakaiza
Fa foana tsy misy ny fanadinoina
Ka etsy afarako rahatoa hifandao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 5957
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hertix
Daty : 08/04/2006 20:44