Tany (Lalatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miodina ihany,
Mihodina tsy heno akory ny tany...
Mandeha mankany...
Tsy fantatra mihitsy tononkira.serasera.org ny hiafaràny.

Tsisy manontany,
Na mba mahalala ny làlan'ombàny
Fa fombany ihany,
Ny miodina toy izany…

Fa mbola hafa lavitra noho opmeo izany no sainitsainin'ny ety
Toa nofinofy ny any,
Ny vola, fitiavana, okrp fanjakàna no hany làlana...
Tsisy fiafaràny!

Tsisy manontany....

Heverina hoe indray andro any tsy hiodina intsony izy,
Hijanona amin'izay...
Ny vola, fitiavana, fanjakàna ve hanaraka izany,
Sa hiodina foana?

Tsisy manontany....


Tonony sy rxukzl feony : Lalatiana Rajaofara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lalatiana
Vangy : 3723
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2014 17:26
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0125