TOLONA SASAK'ALINA (Barijaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tambitambinao no ntlizwo lamba isalorako
Tanjona hifaharako raha toa ka sitrakao
Sedra tsy mahery no solon-tsafosafo
Feo milantolanto ho anao

Ny bitsikao ry alina
Mamohafoha lalina
Mitolona mafy cvatv ka atsaharo
Raha azo atao

Tinafiko, mahangoly
Ny lasa mamolivoly
Izany nhtu rehetra izany
Noho ianao. tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Barijaona
Visites : 5832
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Narihe
Date : 03/11/2003 13:15
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.011