Mpivahiny (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako fa banga ny toeranao
Ry mpivahiny niserana nandao
Ireo sakaiza tia anao, malahelo nilaozanao
Vetivety cnmiaf dia injao fa vita sary ny endrikao
Fahatsiarovana mivetso ny andro lasa
Mahatorovana ehcpcmeh ny saina mahatsiahy
Mpivahiny miverena
Sao mba renao izao antso izao
Malahelo ireo sakaiza xubwu nilaozanao
Kaloy izao hirako izao
Henoy fa natokako ho anao
Solontenako tononkira.serasera.org mitafa aminao
Indray andro any, antenao manomboka eo
Fa mbola hihaona eto ihany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 6274
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 24/02/2002 09:40