Hevitra momba an'i Razilinah

Hiverina amin'ny Razilinah Hampiditra hevitra
coleman ( 27/01/2013 13:50)
" f ono owà f Eric Manana iany vé no Razilinah é! "
Mampalahelo mihintsy le kanto malagasy fa na dia ny andrarezina tahaka an'i Tompokolahy Razilinahy aza dia betsaka no tsy mahafantatra azy ankehitriny!
Ary io dia hanomezan'ny maro tsiny an'i Erick Manana satria nataony tohatra fiakarana fotsiny ingahy Razilinah hany ka takoman'i Erick Manana tanteraka izy
Ny tsara ho fantatrin'ny rehetra dia Mpanao "interpretation" fotsiny i Erick manana fa tsy hahasolo an'i Razilinah na ovina na ovina izy na dia malaza tahakin'inona aza!
titianja ( 16/01/2013 14:11)
slt, f ono owà f Eric Manana iany vé no Razilinah é!
coleman ( 21/10/2012 10:03)
Aiza kay no mety hahitana tahirin-tsarin'i Razilinah, na tahirim-peony?
( 20/03/2003 21:57)
Razilinah no fanoratana ny anarany fa tsy Razilina.
Mpiasan'ny lalam-by fahizany izy. Zavatra telo no tena tiany, dia ny hira, ny gitara, ary ny toaka. Maty tsy nanan-taranaka izy, satria izay tiany dia tsy mankasitraka ny ho ampirafesiny amin'iretsy zavatra telo iretsy. Sangany izy amin'ny fitendrena gitara gasy. Isaorana ireo tanora mihezaka mamelona indray ny hirany, saingy angatahina mba hikaroka misimisy kokoa vao mivarotra, satria toa mbola mila fanatsarana batsaka izy ireny.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1829