Hevitra momba an'i ANJOMARA-Anosivavaka

Hiverina amin'ny ANJOMARA-Anosivavaka Hampiditra hevitra
pisokoel ( 26/04/2009 14:22)
Salut daoly ry Anjomara a
mafinaritra e mba efa mivotra tsika zany mampahery toko ny hira tena malaelo anareo anjomara tokoa mba te hiverina mafy any fa tsy afa manotra e any volana any taona mety mbola hiverina iany mazoto mandrakariva @ asan'ny Tompo e ny namanareo tsy manadino
Henipitia ( 30/10/2008 12:25)
Manao aona daoly e,ay ve tato nisy an zao e,efa firy mois passé za vô nahita.mahafinaritra e.Mazoto manao ny asan'ny Tompo dia mifankatiava tsara daholo.Ay misy ahatsiarovana ny Anjomara kay na any an-tany lavitra aza
manosy ( 10/06/2008 21:54)
Marina izany beloha a tsy fantatro izay tena anaranao nefa fantapatatro. Izay mihitsy ny Tompo no jury amin'ny fiainanatsika ry ho azy daholo ny zavatra ataontsika rehetra ary mba mazotoa mifanotratra e
beloha33 ( 11/04/2008 07:42)
ny antsika lesy d concours foana ny fianantsika eo anatrehan'Andriamanitra ka izy no Jury...isaky ny Antsam-panahy atontsika d prouve tsika foana fa ....
manosy ( 03/01/2008 16:04)
Aona ry zala a MANOVO iany ty e hay ve misy antony any @ NIRY any ambany vohitra any e!!! d aona r FAFAH a sa tsy ela io le NIRY a hitondranany carte postale toi rehefa any Paris zahay sa ahoana hihihi!! samy ho tahian'ny Tompo daholo ze mifnoratra eny iany
fanomezantsoa ( 08/06/2007 16:10)
fa andeha aninona hoany manakarai niry e!
fanomezantsoa ( 08/06/2007 16:09)
fa andeha aninona hoany manakarai niry e!
zoul ( 27/04/2007 04:14)
tena handroso tokoa moa io anjomara io raha toa ka ohatranao daholo ny mpikambana ao satria tena tafita mihintsy ny hafatra e ,mba hiezaka koa ny slk anosivavaka mba hampiditra hira e (zo slk vadin'i saholy2)
caprio ( 17/04/2007 01:13)
De mirary soa mandrankariva ho antsika ANJOMARA-Anosivavaka rehetra de mba asio sary mba jerenay aty an-tany lavitra e!de ho an'i Niry2,aza manadao fa mba tohano mandrankariva ny ANJOMARAN-tsika e
niry2 ( 13/04/2007 11:59)
manentana anareo mpankafy Anjomara mba hazoto ijery tononkira ao e!tena tsara anie io Anjomara io e!
niry2 ( 13/04/2007 11:57)
refa mba misy fotoana rankizy dia mba adikao @ internet ny hirantsika e!@ zay mba milay be ka!Niry2è voix foana io a!
niry2 ( 13/04/2007 11:52)
Manentana ny ankizy tsirairay mba hazoto amin'ny fanompoana ny Tompo e!dia mamporisika anareo koa aho mba hazoto hampiditra tononkira fa tena manja be anie e!sady mba ataoko souvenir ho anareo koa io rankizy refa lasa any Manakara za e!Niry2èvoix
( 05/09/2003 05:20)
Ny ANJOMARA-Anosivavaka dia ny antoko mpihira ao amin'ny FJKM Anosivavaka-Ambohimanarina, niorina tamin'ny 13 febroary 1966.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2017