EFA VOALAHATRA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

https://tononkira.serasera.org/hira/amboaram-peonny-fahazavana-a.p.f/efa-voalahatra-1

DO dia G
Ny fijeriny, tsy ho fijerintsika
Ny fisainany, tsy ho fisainantsika
Fa voasoratra hoe:
Ny fihevitro tsy fihevitrareo
Tompo Andriamanitra
Izy no mandahatra
Fa ny fikasana, sy programa
Atao tsara petraka
Fa izay miseho, sy mitranga avy eo
Efa voalahatra
Ny fitsaranytononkira.serasera.org, tsy ho fitsarantsika
Ny asa vitany , dia tsy ho vintatsika
Fa voasoratra hoe:
Ny fihevitro tsy fihevitrareo
Tompo Andriamanitra
Izy no mandahatra

Ny zavatra rehetra, efa misy fetra
Fa tys mba maharitra
Mitandrema ihany, fa ny eto an-tany
Efa voalahatra
Tonony : Rahaingomahefa Pascal
(20/02/11)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Mpamaky : 242
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Njato5
Tamin'ny : 02/05/2019 08:58:20
ID : 11629

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo