FANANTENAKO IANAO JESO! (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

1.Indro Tompo anjakao ho Anao zany foko trotraka
te hiantoraka aminao
fa nania ka reraka
Tsy nanao izay sitrakao
fa nivily ny lalanao
feno tahotra sy ahiahy
menatra sy mangahiahy
JESO AZA AVELA HO VERY
ITY FOKO MALEMY
MANTsiky dia ampyANTENA ANAO
OUHOUH

2.Ory Jeso mba henoy izao
zany foko mitalaho
te hihavana Aminao
te ho eo anilanao
fo madio sy vaovao
no iriko avy Aminao
ny finoako hatramin'zao
mba havaozy hatoky Anao
JESO TSY MBA KIVY
FOKO NA DIA EFA MALOTO
MANANTENA Anao!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Mpamaky : 748
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : miorarobson
Tamin'ny : 10/03/2015 10:01:22
ID : 7270

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo