ANTSO (Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANTSO
Injany misy feo mibitsika ao am-po
Miantso sy maneho tononkira.serasera.org Fitiavana tokoa
Anaka atolory Ahy ny fonao
Hitoeram-pitiavana
Efa yddnm ela Izy no te handray anao
Mba ho zanany atohany hatrizay
Anaka atolory Ahy ny fonao
Hitoeram-pitiavana
Miantso anao Izy mba myoi hiverina
Miandry sy miala-nenina
Fa vonona hanome fiadanam-po
Maharitra, maharitra ny leqxpzq Fitiavany
Injany misy feo mibitsika ao am-po
Miantso sy maneho tononkira.serasera.org Fitiavana tokoa
Anaka atolory Ahy ny fonao
Hitoeram-pitiavana
Efa yddnm ela Izy no te handray anao
Mba ho zanany atohany hatrizay
Anaka atolory Ahy ny fonao
Hitoeram-pitiavana
Miantso anao Izy mba myoi hiverina
Miandry sy miala-nenina
Fa vonona hanome fiadanam-po
Maharitra, maharitra ny leqxpzq Fitiavany
--------
Rohy:
