ANTSO (Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANTSO
Injany misy feo mibitsika ao am-po
Miantso athwr sy maneho Fitiavana hgihhb tokoa
Anaka atolory Ahy ny fonao
Hitoeram-pitiavana
Efa ela Izy no te jojcaf handray anao
Mba ho zanany atohany hatrizay
Anaka atolory Ahy ny fonao
Hitoeram-pitiavana
Miantso anao Izy mba hiverina
Miandry sy miala-nenina
Fa vonona hanome tononkira.serasera.org fiadanam-po
Maharitra, maharitra ny Fitiavany
Injany misy feo mibitsika ao am-po
Miantso athwr sy maneho Fitiavana hgihhb tokoa
Anaka atolory Ahy ny fonao
Hitoeram-pitiavana
Efa ela Izy no te jojcaf handray anao
Mba ho zanany atohany hatrizay
Anaka atolory Ahy ny fonao
Hitoeram-pitiavana
Miantso anao Izy mba hiverina
Miandry sy miala-nenina
Fa vonona hanome tononkira.serasera.org fiadanam-po
Maharitra, maharitra ny Fitiavany
--------
Link:
