ANTSO (Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANTSO
Injany misy feo mibitsika ao jskozbue am-po
Miantso sy maneho Fitiavana tokoa
Anaka atolory Ahy ny fonao
Hitoeram-pitiavana
Efa ela Izy no lnxxthz te handray woox anao
Mba ho zanany atohany hatrizay
Anaka atolory Ahy ny fonao
Hitoeram-pitiavana
Miantso anao tononkira.serasera.org Izy mba hiverina
Miandry sy miala-nenina
Fa vonona hanome fiadanam-po
Maharitra, maharitra ny Fitiavany

--------
Lien: