Mino aho (VLM Benivary Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihamafy Tompo oh ny fiainanay
Iza moa no hitarainanay
Faharatsiana Hita etsy sy eroa
Lavitra ANAO izahay ry Tompo soa

Mino aho
Fa Ianao tsy handao
Na hanalavitra ahy Tompo oh
Fa zanakao sy asan'ny tananao
Ka matoky ANAO zahay ry Ray

Ref
Mino aho Ray oh
Fa IANAO tsy hamela rydqmup ahy
An-tanan'ny sukky ratsy
Fa hamonjy ahy ka hanafaka ahy

Na dia betsaka aza ireo manenjika
Tsy ho kivy fa manana ANAO
Mampahery isanandro,
Na Maraina na atoandro
Ianao, Jehovah Ray

Mino aho fa tononkira.serasera.org Ianao tsy handao........

Ref...

A/C hyyel David Andria

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : VLM Benivary Antsirabe
Vangy : 526
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : BENIVARYvlm
Daty : 30/09/2025 19:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0322