Mino aho (VLM Benivary Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihamafy Tompo tononkira.serasera.org oh ny fiainanay
Iza moa no hitarainanay
Faharatsiana rjgu Hita etsy sy eroa
Lavitra ANAO izahay jpywsde ry Tompo soa
Mino aho
Fa Ianao tsy handao
Na hanalavitra ahy Tompo oh
Fa zanakao sy asan'ny tananao
Ka matoky ANAO zahay ry Ray
Ref
Mino aho Ray oh
Fa IANAO tsy hamela ahy
An-tanan'ny ratsy
Fa hamonjy ahy ka ncnjk hanafaka ahy
Na dia betsaka aza ireo manenjika
Tsy ho kivy fa manana ANAO
Mampahery isanandro,
Na Maraina na atoandro
Ianao, Jehovah Ray
Mino aho fa Ianao tsy handao........
Ref...
A/C David Andria
Iza moa no hitarainanay
Faharatsiana rjgu Hita etsy sy eroa
Lavitra ANAO izahay jpywsde ry Tompo soa
Mino aho
Fa Ianao tsy handao
Na hanalavitra ahy Tompo oh
Fa zanakao sy asan'ny tananao
Ka matoky ANAO zahay ry Ray
Ref
Mino aho Ray oh
Fa IANAO tsy hamela ahy
An-tanan'ny ratsy
Fa hamonjy ahy ka ncnjk hanafaka ahy
Na dia betsaka aza ireo manenjika
Tsy ho kivy fa manana ANAO
Mampahery isanandro,
Na Maraina na atoandro
Ianao, Jehovah Ray
Mino aho fa Ianao tsy handao........
Ref...
A/C David Andria
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM Benivary AntsirabeVangy : 456
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : BENIVARYvlm
Daty : 30/09/2025 19:37
