Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mahereza (VLM Benivary Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Mety ho sarotra ny fiainana anio
Mety gbujcicv ho mafy ihany koa ny manjo anao
Mety ho kivy ianao mandinika izany
Hoe ho aiza ihany ny Lalanan-kombana
Tapidalak'aleha, very hevitra eh
Izao no tenin'I JESOSY aminao
"Aza kivy, ianao mitrakà!
F'Izaho tsy hamela anao irery Sanatria
Fa miantso anao hoe Avia!"
Refrain
Hotantanako ianao
Iara-dalana aminao AHO
Iady ho anao, hamafa ny helokao
Atolory Ahy ny fonao, tzxy hanjakako ao
Mba anomezako fiadanana ho anao
Izay xkjhj miasa fatratra, mavesatra entana
Dia ho maivana
2/
Mahereza rahalahy
Ka aza manahy
Na Dia maro fahavalo
Mitady andavo
Mananà Fanantenana ianao
Fa Izy tsy handao, fa homba anao
Mandrapa tapitr'izao tontolo izao
Izao no tononkira.serasera.org tenin'I JESOSY aminao
"Aza kivy, ianao mitrakà!
F'Izaho tsy hamela anao irery Sanatria
Fa miantso anao hoe Avia!"
Refrain ...
Fa sambatra izay miaraka Aminy
Arovany amin'ny tanany Mahery
Ka tsy misy hatahoranao
Refrain ...
Izay Miasa fatratra, mavesatra entana
Dia ho maivana
Auteur: David Andria
Mety ho sarotra ny fiainana anio
Mety gbujcicv ho mafy ihany koa ny manjo anao
Mety ho kivy ianao mandinika izany
Hoe ho aiza ihany ny Lalanan-kombana
Tapidalak'aleha, very hevitra eh
Izao no tenin'I JESOSY aminao
"Aza kivy, ianao mitrakà!
F'Izaho tsy hamela anao irery Sanatria
Fa miantso anao hoe Avia!"
Refrain
Hotantanako ianao
Iara-dalana aminao AHO
Iady ho anao, hamafa ny helokao
Atolory Ahy ny fonao, tzxy hanjakako ao
Mba anomezako fiadanana ho anao
Izay xkjhj miasa fatratra, mavesatra entana
Dia ho maivana
2/
Mahereza rahalahy
Ka aza manahy
Na Dia maro fahavalo
Mitady andavo
Mananà Fanantenana ianao
Fa Izy tsy handao, fa homba anao
Mandrapa tapitr'izao tontolo izao
Izao no tononkira.serasera.org tenin'I JESOSY aminao
"Aza kivy, ianao mitrakà!
F'Izaho tsy hamela anao irery Sanatria
Fa miantso anao hoe Avia!"
Refrain ...
Fa sambatra izay miaraka Aminy
Arovany amin'ny tanany Mahery
Ka tsy misy hatahoranao
Refrain ...
Izay Miasa fatratra, mavesatra entana
Dia ho maivana
Auteur: David Andria
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM Benivary AntsirabeVangy : 406
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : BENIVARYvlm
Daty : 24/09/2025 10:22
