Ampidiro aloha ny tenimiafina
VOADY (Vlm Ampitatafika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lazaiko Anao Jesosy ny voadiko
Ny ho tia Anao hankato ireo didinao
Saina sy fo ary koa ny androko
zay momba ahy vnqx hampiasao f'efa Anao
N'inona Hanjo,( na hisy izay fitsapana)
ho tanako (ny voadiko tsy hiala)
Ny tananao hihazona ny tanako
N'inona hanjo( na hisy izay fitsapana)
ny ENY-ko , Eny ho doria ny hivadika
Eh sanatria
Ioooioooiouu, ieeeeeeeeehhh
Hoy aho Aba , hoy aho Endreee
Zah ro tano tsy hiovaaa eee
Ny fiainako rehetra omeko Anao
izay misy Anao tiako vyqpmv koa tononkira.serasera.org mba hisy ahy
Na sarotra izay aleha na ho mora koa
Ny lalanao Jesosy o no lalako
N'inona hanjo....
Nao endre , bnis nao hiaba , isika hiaby longoko o
Nao zoky e, nao zandry e, tsy hiala amin'i Jesosy ee
Ny ho tia Anao hankato ireo didinao
Saina sy fo ary koa ny androko
zay momba ahy vnqx hampiasao f'efa Anao
N'inona Hanjo,( na hisy izay fitsapana)
ho tanako (ny voadiko tsy hiala)
Ny tananao hihazona ny tanako
N'inona hanjo( na hisy izay fitsapana)
ny ENY-ko , Eny ho doria ny hivadika
Eh sanatria
Ioooioooiouu, ieeeeeeeeehhh
Hoy aho Aba , hoy aho Endreee
Zah ro tano tsy hiovaaa eee
Ny fiainako rehetra omeko Anao
izay misy Anao tiako vyqpmv koa tononkira.serasera.org mba hisy ahy
Na sarotra izay aleha na ho mora koa
Ny lalanao Jesosy o no lalako
N'inona hanjo....
Nao endre , bnis nao hiaba , isika hiaby longoko o
Nao zoky e, nao zandry e, tsy hiala amin'i Jesosy ee
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vlm AmpitatafikaVangy : 1206
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : vlm
Daty : 23/07/2019 10:58
