TSO-DRANO (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ho an'Andriamanitra anie ny Voninahitra
Ety an-tany ka mipaka any an-danitra
Dia Azy avokoa efa hatramin'ny taloha
Dia mbola Azy indray, tononkira.serasera.org anio ka ho mandrakizay
REF:
Fiadanana nsfdxode anie sy fitahiam-be
Hitosaka aminao manomboka izao
Ho ampoky ny soa avy amin'ny Ray Tsitoha
Ka dia mifalia, Eny hoy izaho indray mifalia
2) Ny fikasana sy faniriana straeb ao anatinao
Dia ho tanteraka tokoa raha tena mino ianao
Mahatsiaro ajztp sambatra ny zanak'Andriamanitra
Raha toa "FITIAVANA" no hataony filamatra
REF*2:
Fiadanana anie sy fitahiam-be
Hitosaka aminao manomboka izao
Ho ampoky ny soa avy amin'ny Ray Tsitoha
Ka dia mifalia, Eny hoy izaho indray mifalia
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Septembre 2024

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVangy : 387
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 06/11/2024 07:23