TSO-DRANO (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ho an'Andriamanitra anie ny Voninahitra
Ety an-tany ka mipaka any an-danitra
Dia Azy avokoa efa hatramin'ny taloha
Dia mbola Azy indray, anio ka ho mandrakizay
REF:
Fiadanana anie shbqt sy fitahiam-be
Hitosaka aminao manomboka izao
Ho ampoky ny soa avy amin'ny pvzb Ray Tsitoha
Ka dia mifalia, Eny hoy izaho indray tononkira.serasera.org mifalia
2) Ny fikasana sy faniriana ao anatinao
Dia ho tanteraka tokoa raha tena mino ianao
Mahatsiaro sambatra ny zanak'Andriamanitra
Raha toa "FITIAVANA" no hataony filamatra
REF*2:
Fiadanana mmwbgp anie sy fitahiam-be
Hitosaka aminao manomboka izao
Ho ampoky ny soa avy amin'ny Ray Tsitoha
Ka dia mifalia, Eny hoy izaho indray mifalia
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Septembre 2024

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroHits : 390
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 06/11/2024 07:23