TSO-DRANO (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ho an'Andriamanitra anie ny Voninahitra
Ety an-tany ka mipaka any an-danitra
Dia Azy avokoa efa hatramin'ny taloha
Dia mbola Azy indray, anio ka tononkira.serasera.org ho mandrakizay
REF:
Fiadanana anie sy fitahiam-be
Hitosaka aminao manomboka izao
Ho ampoky ny soa avy amin'ny Ray Tsitoha
Ka dia mifalia, Eny hoy izaho indray bhirc mifalia
2) Ny fikasana sy faniriana ao anatinao
Dia ho tanteraka tokoa raha tena mino tmaiyp ianao
Mahatsiaro sambatra ny zanak'Andriamanitra
Raha toa "FITIAVANA" no hataony filamatra
REF*2:
Fiadanana anie sy fitahiam-be
Hitosaka aminao manomboka izao
Ho ampoky cjnf ny soa avy amin'ny Ray Tsitoha
Ka dia mifalia, Eny hoy izaho indray mifalia
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Septembre 2024

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVisites : 470
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandosantos
Date : 06/11/2024 07:23