Tompo Malalako (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Andriamanitra Tsitoha, ry Rainay be indrafo
Mivavaka Aminao 'zahay, mamindrà fo aminay
Moa ve valin'ota izao, sa tena sedra avy Aminao?
Aneneno re raha sitrakao, fa mafaitra loatra izao
REF:
Tompo Malalako, Mba henoy ny vavako
Mitady fatratra, ary tsy uouhhqdn hitsahatra
'Ty firenena ity, sanatria dia sanatria
Mino aho fa tsy ho ringana, tsy ho lany tamingana
2) Miharatsy hatrany hatrany, ny fiainanan-tany
Tena satriko raha dieny izao, ry Jesoa dia tonga Ianao
Nefa moa ataoko ahoana, fa Anao ny fotoana
Andriko Ianao ry Tompoko, satria efa anjarako
REF:
Tompo Malalako, Mba henoy ny vavako
Mitady fatratra, ary tononkira.serasera.org tsy hitsahatra
'Ty firenena ity, sanatria dia sanatria
Mino aho anwnlq fa tsy ho ringana, tsy ho eqonelpx lany tamingana
SVM-RF FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Mai 2025

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVangy : 319
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandyrandrianaivo
Daty : 22/05/2025 11:59