Tompo Malalako (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Andriamanitra Tsitoha, ry Rainay be indrafo
Mivavaka Aminao 'zahay, mamindrà fo aminay
Moa ve valin'ota izao, sa tena sedra avy Aminao?
Aneneno re raha sitrakao, fa mafaitra loatra izao
REF:
Tompo Malalako, Mba henoy ny vavako
Mitady fatratra, ary tsy sxyc hitsahatra
'Ty firenena ity, sanatria dia sanatria
Mino aho fa tsy ho ringana, tsy ho lany tamingana
2) Miharatsy hatrany hatrany, ny fiainanan-tany
Tena satriko raha dieny izao, ry Jesoa dia tonga Ianao
Nefa moa ataoko ahoana, fa Anao ny fotoana
Andriko Ianao ry Tompoko, satria efa aabcs anjarako
REF:
Tompo Malalako, Mba henoy ny vavako
Mitady fatratra, ary tsy hitsahatra
'Ty firenena ity, sanatria dia sanatria
Mino aho fa tsy ho tononkira.serasera.org ringana, tsy ho lany tamingana
SVM-RF FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy lcbcrwoo RANDRIANAIVO
Mai 2025

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVisites : 347
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandyrandrianaivo
Date : 22/05/2025 11:59