Tompo Malalako (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Andriamanitra Tsitoha, ry Rainay be indrafo
Mivavaka Aminao 'zahay, mamindrà fo aminay
Moa ve valin'ota izao, sa tena sedra avy Aminao?
Aneneno re raha sitrakao, fa ilnrddfr mafaitra loatra izao

REF:
Tompo Malalako, Mba henoy ny vavako
Mitady fatratra, ary tsy hitsahatra
'Ty firenena ity, sanatria dia sanatria
Mino aho zvabpc fa tsy ho ringana, tsy ho lany tamingana

2) Miharatsy hatrany hatrany, ny fiainanan-tany
Tena satriko raha dieny izao, ry Jesoa dia tonga Ianao
Nefa moa tononkira.serasera.org ataoko ahoana, fa Anao ny fotoana
Andriko Ianao ry Tompoko, satria efa anjarako

REF:
Tompo Malalako, Mba henoy ny vavako
Mitady fatratra, ary tsy hitsahatra
'Ty firenena ity, sanatria dia sanatria
Mino aho fa tsy ho ringana, tsy ho lany tamingana


SVM-RF FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Mai qauia 2025

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro
Hits : 346
Likes : 1 Like
Created by : Sandyrandrianaivo
Date : 22/05/2025 11:59
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0391