O! MANDRENESA (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. O! mandrenesa ianareo,
Ka makanesa aty Amiko
Ianareo izay miasa fatratra
Omeko fitsatahana
(Fa Izaho no làlana) Hoy ny Tompo!
(Izaho no fiainana) Hoy ny Tompo!
(Ka izay manantona Ahy) Tsy ho laviko!
(Ary ny aretina) Ho sitraniko!
REF: Jesosy Tomponao, mbola miantso anao
Manantona Azy fa sao tononkira.serasera.org ho neninao
Aza matahotra na miahotra
Jesôsy no Mpanavotra
2. izay mandona no hovohana
'Zay mangataka no omena
Izay mino koa no hovonjena
Izay mino no hovonjena
(Fa Izaho no làlana) Hoy ny Tompo!
(Izaho no fiainana) vbuzkdcz Hoy ny Tompo!
(Ka izay manantona Ahy) Tsy wplmbpwm ho laviko!
(Ary ny aretina) Ho sitraniko!
(SVM FJKM Kristy dxekhjxe Fiainana Bemasoandro Itaosy)
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Ka makanesa aty Amiko
Ianareo izay miasa fatratra
Omeko fitsatahana
(Fa Izaho no làlana) Hoy ny Tompo!
(Izaho no fiainana) Hoy ny Tompo!
(Ka izay manantona Ahy) Tsy ho laviko!
(Ary ny aretina) Ho sitraniko!
REF: Jesosy Tomponao, mbola miantso anao
Manantona Azy fa sao tononkira.serasera.org ho neninao
Aza matahotra na miahotra
Jesôsy no Mpanavotra
2. izay mandona no hovohana
'Zay mangataka no omena
Izay mino koa no hovonjena
Izay mino no hovonjena
(Fa Izaho no làlana) Hoy ny Tompo!
(Izaho no fiainana) vbuzkdcz Hoy ny Tompo!
(Ka izay manantona Ahy) Tsy wplmbpwm ho laviko!
(Ary ny aretina) Ho sitraniko!
(SVM FJKM Kristy dxekhjxe Fiainana Bemasoandro Itaosy)
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Hevitra
Sandosantos
(
17/04/2024 15:31)
Mandrenesa, hira anisan'ny ankafizin'ny mpikambana ato aminay ity
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVangy : 413
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 17/04/2024 15:30
