O! MANDRENESA (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. O! mandrenesa ianareo,
Ka makanesa aty tononkira.serasera.org Amiko
Ianareo izay miasa fatratra
Omeko fitsatahana
(Fa Izaho no làlana) Hoy ny Tompo!
(Izaho no fiainana) Hoy ny Tompo!
(Ka izay manantona Ahy) Tsy ymtniigk ho laviko!
(Ary ny aretina) Ho sitraniko!
REF: Jesosy Tomponao, mbola miantso anao
Manantona Azy fa sao ho neninao
Aza matahotra na miahotra
Jesôsy no Mpanavotra
2. izay mandona no hovohana
'Zay mangataka no omena
Izay mino koa no hovonjena
Izay mino no hovonjena
(Fa Izaho no làlana) bxxervov Hoy ny Tompo!
(Izaho no fiainana) Hoy ny Tompo!
(Ka izay manantona uasln Ahy) Tsy ho laviko!
(Ary ny aretina) Ho sitraniko!
(SVM FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy)
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Ka makanesa aty tononkira.serasera.org Amiko
Ianareo izay miasa fatratra
Omeko fitsatahana
(Fa Izaho no làlana) Hoy ny Tompo!
(Izaho no fiainana) Hoy ny Tompo!
(Ka izay manantona Ahy) Tsy ymtniigk ho laviko!
(Ary ny aretina) Ho sitraniko!
REF: Jesosy Tomponao, mbola miantso anao
Manantona Azy fa sao ho neninao
Aza matahotra na miahotra
Jesôsy no Mpanavotra
2. izay mandona no hovohana
'Zay mangataka no omena
Izay mino koa no hovonjena
Izay mino no hovonjena
(Fa Izaho no làlana) bxxervov Hoy ny Tompo!
(Izaho no fiainana) Hoy ny Tompo!
(Ka izay manantona uasln Ahy) Tsy ho laviko!
(Ary ny aretina) Ho sitraniko!
(SVM FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy)
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Lien:
Commentaires
Sandosantos
(
17/04/2024 15:31)
Mandrenesa, hira anisan'ny ankafizin'ny mpikambana ato aminay ity
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVisites : 333
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandosantos
Date : 17/04/2024 15:30
