NY FITARAINAKO (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na dia mavesatra ny ady sedraiko
Tena mandratra ny fo sy ny saiko
Eny fa mila hahafaka ny aiko
Jesôsy ô, ny anaranao ihany no hoderaiko
REF:Jesôsy whvmvnng ô, mitety onja sy alon-drano
Noana sy magetaheta ka fahano
Tsy misy azoko antsoina afa-tsy Ianao
Hanampy amin'izao cmeyha adiko axhbj izao
2. Ny fendrofendro sy ny sentosento
Ny setrasetra tsy maintsy reseko
Ny ankasomparan'ireo fahavalo
Jesosy ô, raha mety Ianao dia anio atsaharo
REF:Jesôsy tononkira.serasera.org ô, mitety onja sy alon-drano
Noana sy magetaheta ka fahano
Tsy misy azoko antsoina afa-tsy Ianao
Hanampy amin'izao adiko izao
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVangy : 784
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 22/02/2023 11:10