NY FITARAINAKO (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na dia mavesatra ny ady sedraiko
Tena mandratra ny fo sy xbuob ny saiko
Eny fa mila hahafaka ny aiko
Jesôsy ô, ny anaranao ihany no hoderaiko

REF:Jesôsy ô, wpbe mitety onja sy alon-drano
Noana sy magetaheta ka fahano
Tsy misy azoko antsoina afa-tsy Ianao
Hanampy amin'izao fldi adiko izao

2. Ny fendrofendro sy ny sentosento
Ny setrasetra tsy tononkira.serasera.org maintsy reseko
Ny ankasomparan'ireo fahavalo
Jesosy ô, raha mety Ianao dia anio atsaharo

REF:Jesôsy ô, mitety onja sy alon-drano
Noana sy magetaheta ka fahano
Tsy misy azoko antsoina afa-tsy Ianao
Hanampy amin'izao adiko izao

A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro
Hits : 786
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 22/02/2023 11:10
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0861