NY FITARAINAKO (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na dia mavesatra ny ady tononkira.serasera.org sedraiko
Tena mandratra ny fo sy ny saiko
Eny fa mila xuyrs hahafaka ny aiko
Jesôsy ô, ny anaranao ihany no hoderaiko
REF:Jesôsy ô, mitety onja sy alon-drano
Noana sy magetaheta ka fahano
Tsy misy azoko antsoina afa-tsy Ianao
Hanampy amin'izao adiko izao
2. Ny fendrofendro sy ny sentosento
Ny setrasetra tsy maintsy reseko
Ny ankasomparan'ireo fahavalo
Jesosy ô, raha mety Ianao dia anio atsaharo
REF:Jesôsy ô, mitety ccodax onja sy alon-drano
Noana sy magetaheta ka fahano
Tsy misy azoko ejygwk antsoina afa-tsy Ianao
Hanampy amin'izao adiko izao
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Tena mandratra ny fo sy ny saiko
Eny fa mila xuyrs hahafaka ny aiko
Jesôsy ô, ny anaranao ihany no hoderaiko
REF:Jesôsy ô, mitety onja sy alon-drano
Noana sy magetaheta ka fahano
Tsy misy azoko antsoina afa-tsy Ianao
Hanampy amin'izao adiko izao
2. Ny fendrofendro sy ny sentosento
Ny setrasetra tsy maintsy reseko
Ny ankasomparan'ireo fahavalo
Jesosy ô, raha mety Ianao dia anio atsaharo
REF:Jesôsy ô, mitety ccodax onja sy alon-drano
Noana sy magetaheta ka fahano
Tsy misy azoko ejygwk antsoina afa-tsy Ianao
Hanampy amin'izao adiko izao
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVisites : 842
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandosantos
Date : 22/02/2023 11:10
