Mifalia(Ex Noely Manga) (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fipmas 1) Mifalia, Mihobia
Ianao 'zay tonga eto izao
Satria tombom-pitia
Nomen'i Jesôsy anao
REF:
Maro mantsy no maniry
Ho eypnxlh tonga eto, nefa indrisy
F'ianao kosa dia voafidy
Tsy kisendrasendra mihintsy
Mifalia fa izao
Fantatr'i Jesôsy ianao
2) Dia asandrato
Re tononkira.serasera.org ny hira fiderana
Ka araho lamako
Tsofy ny anjomara
REF:
Maro mantsy no maniry
Ho zjav tonga eto, nefa indrisy
F'ianao kosa dia voafidy
Tsy kisendrasendra mihintsy
Mifalia fa izao
Fantatr'i Jesôsy ianao
SVM FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Ianao 'zay tonga eto izao
Satria tombom-pitia
Nomen'i Jesôsy anao
REF:
Maro mantsy no maniry
Ho eypnxlh tonga eto, nefa indrisy
F'ianao kosa dia voafidy
Tsy kisendrasendra mihintsy
Mifalia fa izao
Fantatr'i Jesôsy ianao
2) Dia asandrato
Re tononkira.serasera.org ny hira fiderana
Ka araho lamako
Tsofy ny anjomara
REF:
Maro mantsy no maniry
Ho zjav tonga eto, nefa indrisy
F'ianao kosa dia voafidy
Tsy kisendrasendra mihintsy
Mifalia fa izao
Fantatr'i Jesôsy ianao
SVM FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVangy : 304
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandyrandrianaivo
Daty : 22/05/2025 12:12
