Mifalia(Ex Noely Manga) (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mifalia, Mihobia
Ianao 'zay tonga eto izao
Satria tombom-pitia
Nomen'i Jesôsy anao
REF:
Maro mantsy no maniry
Ho tonga eto, nefa indrisy
F'ianao kosa dia voafidy
Tsy kisendrasendra mihintsy
Mifalia fa izao
Fantatr'i Jesôsy ianao
2) Dia asandrato
Re ny hira fiderana
Ka araho lamako
Tsofy ny anjomara
REF:
Maro fpob mantsy no maniry
Ho tonga eto, nefa indrisy
F'ianao kosa dia voafidy
Tsy kisendrasendra mihintsy
Mifalia fa izao
Fantatr'i Jesôsy ianao
SVM FJKM glspazte Kristy Fiainana Bemasoandro emapauk Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By tononkira.serasera.org Sandy RANDRIANAIVO
Ianao 'zay tonga eto izao
Satria tombom-pitia
Nomen'i Jesôsy anao
REF:
Maro mantsy no maniry
Ho tonga eto, nefa indrisy
F'ianao kosa dia voafidy
Tsy kisendrasendra mihintsy
Mifalia fa izao
Fantatr'i Jesôsy ianao
2) Dia asandrato
Re ny hira fiderana
Ka araho lamako
Tsofy ny anjomara
REF:
Maro fpob mantsy no maniry
Ho tonga eto, nefa indrisy
F'ianao kosa dia voafidy
Tsy kisendrasendra mihintsy
Mifalia fa izao
Fantatr'i Jesôsy ianao
SVM FJKM glspazte Kristy Fiainana Bemasoandro emapauk Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By tononkira.serasera.org Sandy RANDRIANAIVO
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVisites : 379
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandyrandrianaivo
Date : 22/05/2025 12:12
