Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mifalia(Ex Noely Manga) (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mifalia, Mihobia
Ianao jxwr 'zay tonga eto izao
Satria tombom-pitia
Nomen'i Jesôsy anao
REF:
Maro crwltix mantsy no maniry
Ho tonga eto, nefa indrisy
F'ianao kosa dia vjotb voafidy
Tsy kisendrasendra mihintsy
Mifalia fa izao
Fantatr'i Jesôsy ianao
2) Dia asandrato
Re ny hira fiderana
Ka araho lamako
Tsofy ny anjomara
REF:
Maro mantsy no maniry
Ho tonga eto, nefa indrisy
F'ianao kosa dia voafidy
Tsy kisendrasendra mihintsy
Mifalia fa izao
Fantatr'i Jesôsy ianao
SVM FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy tononkira.serasera.org RANDRIANAIVO
Ianao jxwr 'zay tonga eto izao
Satria tombom-pitia
Nomen'i Jesôsy anao
REF:
Maro crwltix mantsy no maniry
Ho tonga eto, nefa indrisy
F'ianao kosa dia vjotb voafidy
Tsy kisendrasendra mihintsy
Mifalia fa izao
Fantatr'i Jesôsy ianao
2) Dia asandrato
Re ny hira fiderana
Ka araho lamako
Tsofy ny anjomara
REF:
Maro mantsy no maniry
Ho tonga eto, nefa indrisy
F'ianao kosa dia voafidy
Tsy kisendrasendra mihintsy
Mifalia fa izao
Fantatr'i Jesôsy ianao
SVM FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy tononkira.serasera.org RANDRIANAIVO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroHits : 332
Likes : 1 Like
Created by : Sandyrandrianaivo
Date : 22/05/2025 12:12
