MIDERAH (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIDERAH! ho an'ilay Tompo Mpanjaka
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
Ry Jesoa ho Anao no hihiranay toy izao
Atolotray ny dwtoaies dera fa mendrika Anao
Ataonay avo indrindra, ny voninahitrao
Fa ny fahasoavanao iwxds irinay ho anay
Miampy ny fitiavanao exzct ry Ray!
MIDERAH! ho an'ilay Tompo Mpanjaka
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
Ny olona rehetra, midera avokoa
Midera tsisy fetra, mamoaka ny ao am-po
Ataonay avo indrindra ny fahalebiazanao
Fa ny fiadananao, irinay ho anay
Miampy ny famindramponao 'Ray!
MIDERAH! ho an'ilay Tompo Mpanjaka
Mihira! tononkira.serasera.org venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
A/C: A. HONORE
By Sandy RANDRIANAIVO
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
Ry Jesoa ho Anao no hihiranay toy izao
Atolotray ny dwtoaies dera fa mendrika Anao
Ataonay avo indrindra, ny voninahitrao
Fa ny fahasoavanao iwxds irinay ho anay
Miampy ny fitiavanao exzct ry Ray!
MIDERAH! ho an'ilay Tompo Mpanjaka
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
Ny olona rehetra, midera avokoa
Midera tsisy fetra, mamoaka ny ao am-po
Ataonay avo indrindra ny fahalebiazanao
Fa ny fiadananao, irinay ho anay
Miampy ny famindramponao 'Ray!
MIDERAH! ho an'ilay Tompo Mpanjaka
Mihira! tononkira.serasera.org venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
A/C: A. HONORE
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Hevitra
Sandosantos
(
02/05/2023 12:39)
MIDERA! HO AN'ILAY TOMPO MPANJAKA
MIHIRA! VENTESO SY ATAOVY MAFY
MIHIRA! VENTESO SY ATAOVY MAFY
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVangy : 572
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 02/05/2023 12:13
