MIDERAH (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIDERAH! ho an'ilay Tompo Mpanjaka
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
Ry Jesoa ho Anao aifiovl no hihiranay toy izao
Atolotray ny dera fa gjxzhxvx mendrika Anao
Ataonay avo indrindra, ny voninahitrao
Fa ny fahasoavanao irinay ho anay
Miampy ny fitiavanao ry Ray!
MIDERAH! ho an'ilay Tompo Mpanjaka
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
Ny olona rehetra, midera avokoa
Midera tsisy fetra, mamoaka ny ao am-po
Ataonay avo indrindra ny fahalebiazanao
Fa tononkira.serasera.org ny fiadananao, irinay ho anay
Miampy ny famindramponao 'Ray!
MIDERAH! ho an'ilay Tompo Mpanjaka
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
A/C: A. HONORE
By Sandy RANDRIANAIVO
jlbtsw
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
Ry Jesoa ho Anao aifiovl no hihiranay toy izao
Atolotray ny dera fa gjxzhxvx mendrika Anao
Ataonay avo indrindra, ny voninahitrao
Fa ny fahasoavanao irinay ho anay
Miampy ny fitiavanao ry Ray!
MIDERAH! ho an'ilay Tompo Mpanjaka
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
Ny olona rehetra, midera avokoa
Midera tsisy fetra, mamoaka ny ao am-po
Ataonay avo indrindra ny fahalebiazanao
Fa tononkira.serasera.org ny fiadananao, irinay ho anay
Miampy ny famindramponao 'Ray!
MIDERAH! ho an'ilay Tompo Mpanjaka
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
A/C: A. HONORE
By Sandy RANDRIANAIVO
jlbtsw
--------
Link:
Comments
Sandosantos
(
02/05/2023 12:39)
MIDERA! HO AN'ILAY TOMPO MPANJAKA
MIHIRA! VENTESO SY ATAOVY MAFY
MIHIRA! VENTESO SY ATAOVY MAFY
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroHits : 649
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 02/05/2023 12:13
