MIDERAH (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIDERAH! ho an'ilay Tompo Mpanjaka
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
Ry Jesoa tononkira.serasera.org ho Anao no hihiranay toy izao
Atolotray ny dera fa axdyl mendrika Anao
Ataonay avo indrindra, ny voninahitrao
Fa ny fahasoavanao irinay ho anay
Miampy ny fitiavanao ry Ray!
MIDERAH! ho an'ilay Tompo Mpanjaka
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
Ny olona rehetra, midera avokoa
Midera tsisy fetra, fismbc mamoaka ny ao am-po
Ataonay avo indrindra ny fahalebiazanao
Fa ny fiadananao, irinay ho anay
Miampy ny famindramponao 'Ray!
MIDERAH! ho an'ilay Tompo Mpanjaka
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! zzsuya fa teraka ny Tomponao
A/C: A. HONORE
By Sandy RANDRIANAIVO
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
Ry Jesoa tononkira.serasera.org ho Anao no hihiranay toy izao
Atolotray ny dera fa axdyl mendrika Anao
Ataonay avo indrindra, ny voninahitrao
Fa ny fahasoavanao irinay ho anay
Miampy ny fitiavanao ry Ray!
MIDERAH! ho an'ilay Tompo Mpanjaka
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! fa teraka ny Tomponao
Ny olona rehetra, midera avokoa
Midera tsisy fetra, fismbc mamoaka ny ao am-po
Ataonay avo indrindra ny fahalebiazanao
Fa ny fiadananao, irinay ho anay
Miampy ny famindramponao 'Ray!
MIDERAH! ho an'ilay Tompo Mpanjaka
Mihira! venteso sy ataovy mafy
Mihobia! he asandrato ny antema
Mifalia! zzsuya fa teraka ny Tomponao
A/C: A. HONORE
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Lien:
Commentaires
Sandosantos
(
02/05/2023 12:39)
MIDERA! HO AN'ILAY TOMPO MPANJAKA
MIHIRA! VENTESO SY ATAOVY MAFY
MIHIRA! VENTESO SY ATAOVY MAFY
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVisites : 601
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandosantos
Date : 02/05/2023 12:13
