Mbola hotsaraina (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Malahelo mafy anie Jesosy
Amin'izao toetra ratsy fanaonao izao
Atsaharo re fa iglji efa ampy izay satria
Sao hanjary ho neninao
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'zay rehetra vitanao zqsjhoq sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
2) tononkira.serasera.org Tsy matahotra sy dia tena sahisahy
Amin-drendrarendra maro sy fakam-panahy
Ajanony re izao filibana izao
Fa mbola ho tsaraina ianao
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy qnfxpdiq ny ao anaty fo
'zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
SVM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Amin'izao toetra ratsy fanaonao izao
Atsaharo re fa iglji efa ampy izay satria
Sao hanjary ho neninao
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'zay rehetra vitanao zqsjhoq sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
2) tononkira.serasera.org Tsy matahotra sy dia tena sahisahy
Amin-drendrarendra maro sy fakam-panahy
Ajanony re izao filibana izao
Fa mbola ho tsaraina ianao
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy qnfxpdiq ny ao anaty fo
'zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
SVM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroHits : 452
Likes : 1 Like
Created by : Sandyrandrianaivo
Date : 24/03/2025 09:12
