Mbola hotsaraina (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Malahelo mafy anie iltqd Jesosy
Amin'izao toetra ratsy fanaonao izao
Atsaharo axgijjwl tononkira.serasera.org re fa efa ampy izay satria
Sao hanjary ho neninao
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
2) Tsy matahotra sy dia tena sahisahy
Amin-drendrarendra maro sy fakam-panahy
Ajanony re izao filibana izao
Fa mbola ho tsaraina ianao
REF:
Tsisy miafina nuwbjr Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
SVM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Amin'izao toetra ratsy fanaonao izao
Atsaharo axgijjwl tononkira.serasera.org re fa efa ampy izay satria
Sao hanjary ho neninao
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
2) Tsy matahotra sy dia tena sahisahy
Amin-drendrarendra maro sy fakam-panahy
Ajanony re izao filibana izao
Fa mbola ho tsaraina ianao
REF:
Tsisy miafina nuwbjr Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
SVM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroHits : 451
Likes : 1 Like
Created by : Sandyrandrianaivo
Date : 24/03/2025 09:12
