Mbola hotsaraina (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Malahelo mafy anie JesosyAmin'izao toetra ratsy fanaonao izao
Atsaharo re fa efa ampy izay satria
Sao hanjary ho neninao
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
2) Tsy matahotra sy dia tena sahisahy
Amin-drendrarendra maro sy fakam-panahy
Ajanony re izao filibana izao
Fa mbola ho tsaraina ianao
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
SVM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroHits : 108
Likes : 1 Like
Created by : Sandyrandrianaivo
Date : 24/03/2025 09:12