Ampidiro aloha ny tenimiafina
FALIFALY (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly ckcj miarahaba anareo izahay
Tafahoana soa fpipl amantsara eto indray
Miramirana tokoa, ravoravo tononkira.serasera.org ery ny fo
Notahian'ilay Tomposoa
REF:
Andro malaza sady soa
Andro miavaka tokoa
Andro handraisam-pamonjena
Tena andro volamena
Falifaly izahay mahita anao
Tena miramiran-tava toy izao
Sambatsambatra tokoa, fa nandray an'i Jesoa
Tao xltq anaty Fanahy sy fo?
REF:
Andro malaza sady soa
Andro miavaka tokoa
Andro handraisam-pamonjena
Tena andro volamena
(Tonalité C)
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Tafahoana soa fpipl amantsara eto indray
Miramirana tokoa, ravoravo tononkira.serasera.org ery ny fo
Notahian'ilay Tomposoa
REF:
Andro malaza sady soa
Andro miavaka tokoa
Andro handraisam-pamonjena
Tena andro volamena
Falifaly izahay mahita anao
Tena miramiran-tava toy izao
Sambatsambatra tokoa, fa nandray an'i Jesoa
Tao xltq anaty Fanahy sy fo?
REF:
Andro malaza sady soa
Andro miavaka tokoa
Andro handraisam-pamonjena
Tena andro volamena
(Tonalité C)
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVangy : 675
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 11/10/2023 12:34
