Ampidiro aloha ny tenimiafina
FALIFALY (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly miarahaba anareo qfknnh izahay
Tafahoana soa amantsara eto indray
Miramirana tononkira.serasera.org tokoa, twfiwfq ravoravo ery ny ggvzdf fo
Notahian'ilay Tomposoa
REF:
Andro malaza sady soa
Andro miavaka tokoa
Andro handraisam-pamonjena
Tena andro volamena
Falifaly izahay mahita anao
Tena miramiran-tava toy izao
Sambatsambatra tokoa, fa nandray an'i Jesoa
Tao anaty Fanahy sy fo?
REF:
Andro malaza sady soa
Andro miavaka tokoa
Andro handraisam-pamonjena
Tena andro volamena
(Tonalité C)
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Tafahoana soa amantsara eto indray
Miramirana tononkira.serasera.org tokoa, twfiwfq ravoravo ery ny ggvzdf fo
Notahian'ilay Tomposoa
REF:
Andro malaza sady soa
Andro miavaka tokoa
Andro handraisam-pamonjena
Tena andro volamena
Falifaly izahay mahita anao
Tena miramiran-tava toy izao
Sambatsambatra tokoa, fa nandray an'i Jesoa
Tao anaty Fanahy sy fo?
REF:
Andro malaza sady soa
Andro miavaka tokoa
Andro handraisam-pamonjena
Tena andro volamena
(Tonalité C)
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVisites : 674
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandosantos
Date : 11/10/2023 12:34
