FALIFALY (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly tononkira.serasera.org miarahaba anareo izahay
Tafahoana soa amantsara eto indray
Miramirana tokoa, ravoravo ery ny fo
Notahian'ilay Tomposoa
REF:
Andro malaza yiesw sady eulzbcd soa
Andro miavaka tokoa
Andro handraisam-pamonjena
Tena andro volamena
Falifaly izahay mahita anao
Tena miramiran-tava toy izao
Sambatsambatra tokoa, fa nandray an'i Jesoa
Tao anaty Fanahy erfu sy fo?
REF:
Andro malaza sady soa
Andro miavaka tokoa
Andro handraisam-pamonjena
Tena andro volamena
(Tonalité C)
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Tafahoana soa amantsara eto indray
Miramirana tokoa, ravoravo ery ny fo
Notahian'ilay Tomposoa
REF:
Andro malaza yiesw sady eulzbcd soa
Andro miavaka tokoa
Andro handraisam-pamonjena
Tena andro volamena
Falifaly izahay mahita anao
Tena miramiran-tava toy izao
Sambatsambatra tokoa, fa nandray an'i Jesoa
Tao anaty Fanahy erfu sy fo?
REF:
Andro malaza sady soa
Andro miavaka tokoa
Andro handraisam-pamonjena
Tena andro volamena
(Tonalité C)
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroHits : 525
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 11/10/2023 12:34
