FAHEFANA (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. xtlhy Andriamanitra Tompo tsitoha, no isaoranay eto eram-po
Fa fitiavana lehibe tokoa, ary miampy ny famindram-po
Na dia maro tononkira.serasera.org aza ny ota efa vita sy ny ratsy nataontsika
Efa novidianay tamin'ny ràny, nofafany
REF: Fa Jesôsy Tompo efa nandresy, 'reo devoly ratsy sy fetsy
Teo ambonin'ny hazo fijaliana, sady tsy novidiana
Mandehana torio maneran-tany, fa fitiavana tsy mba lany
Ary fiainana weqp soa mandrakizay, mandrakizay
2. Na dia misy aza fahavalo maro, boaitc te handavo sy mampimalo
Miaraka amin'ilay Jesoa Mpandresy, dia manoatra noho ny mpandresy
Ka hitsakitsaho sy hoseho, ireo devoly efa resy ireo
Efa nomena anao ny fahefana, FAHEFANA

Ary fiainana soa mandrakizay, mandrakizay
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVangy : 696
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 22/02/2023 10:57