FAHEFANA (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra Tompo tsitoha, no isaoranay eto eram-po
Fa fitiavana lehibe axwkqyin tokoa, ary miampy ny famindram-po
Na dia maro aza ny ota efa vita sy ny ratsy nataontsika
Efa novidianay tamin'ny ràny, nofafany
REF: Fa Jesôsy Tompo efa nandresy, 'reo devoly ratsy sy fetsy
Teo ambonin'ny hazo fijaliana, sady tsy novidiana
Mandehana torio maneran-tany, fa fitiavana tsy mba tononkira.serasera.org lany
Ary fiainana soa mandrakizay, mandrakizay
2. Na dia misy aza fahavalo maro, te handavo sy mampimalo
Miaraka amin'ilay Jesoa Mpandresy, dia manoatra noho ny mpandresy
Ka hitsakitsaho gcem sy hoseho, ireo devoly efa resy ireo
Efa nomena anao ny fahefana, FAHEFANA

Mandehana torio maneran-tany, mbofm fa fitiavana tsy mba lany

A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroHits : 662
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 22/02/2023 10:57