Ampidiro aloha ny tenimiafina
FAHEFANA (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra Tompo tsitoha, no isaoranay eto eram-po
Fa fitiavana lehibe tokoa, ary miampy ny famindram-po
Na dia maro tononkira.serasera.org aza ny ota efa vita sy ny ratsy nataontsika
Efa sljh novidianay tamin'ny ràny, thnmiuy nofafany
REF: Fa Jesôsy Tompo efa vowmng nandresy, 'reo devoly ratsy sy fetsy
Teo ambonin'ny hazo fijaliana, sady tsy novidiana
Mandehana torio maneran-tany, fa fitiavana tsy mba lany
Ary fiainana soa mandrakizay, mandrakizay
2. Na dia misy aza fahavalo maro, te handavo sy mampimalo
Miaraka amin'ilay Jesoa Mpandresy, dia manoatra noho ny mpandresy
Ka hitsakitsaho sy hoseho, ireo devoly efa resy ireo
Efa nomena anao ny fahefana, FAHEFANA
REF: Fa Jesôsy Tompo efa nandresy, 'reo devoly ratsy sy fetsy

A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVisites : 661
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandosantos
Date : 22/02/2023 10:57