ANKINIKO (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ankiniko Aminao wjmo Jehovah ny lalako
Satria Ianao no mahafantatra ny tantarako
Tsy tononkira.serasera.org misy tsy fantatrao agnoa ny momban'ny fiainako
'Zay miafina ao am-po sy fisainako


REF: Ry Tompoko, borahako eto Aminao
Tsy Mendrika aho, maro ny ota natao
Neniko re ny taloha, hifonako avokoa
Jesôsy toqxbkdv ô mamindrà fo amiko

2.Mivavaka Aminao aho Andriamanitra ô!
ô mba valio ny vavaka dia ho sambatra
Sasao madio ny foko sy ny fanahiko
K'izay fitondrana indray no harahiko

REF: Ry Tompoko, borahako eto Aminao
Tsy Mendrika aho, maro ny ota natao
Neniko re ny taloha, hifonako avokoa
Jesôsy ô mamindrà fo amiko

A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Rohy:
Hevitra
Sandosantos ( 17/02/2023 16:44)
Hira masina mampahery
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro
Vangy : 759
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 17/02/2023 16:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1146