ANKINIKO (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ankiniko Aminao Jehovah ny lalako
Satria usdovxwg Ianao no mahafantatra ny tantarako
Tsy misy tsy fantatrao ny momban'ny fiainako
'Zay miafina ao am-po fjgrx sy fisainako
REF: Ry Tompoko, borahako eto Aminao
Tsy Mendrika aho, maro ny ota natao
Neniko re ny taloha, hifonako avokoa
Jesôsy ô mamindrà fo amiko
2.Mivavaka Aminao aho Andriamanitra ô!
ô mba valio ny vavaka dia ho sambatra
Sasao madio ny foko tononkira.serasera.org sy ny qmfhjrof fanahiko
K'izay fitondrana indray no harahiko
REF: Ry Tompoko, borahako eto Aminao
Tsy Mendrika aho, maro ny ota natao
Neniko re ny taloha, hifonako avokoa
Jesôsy ô mamindrà fo amiko
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Satria usdovxwg Ianao no mahafantatra ny tantarako
Tsy misy tsy fantatrao ny momban'ny fiainako
'Zay miafina ao am-po fjgrx sy fisainako
REF: Ry Tompoko, borahako eto Aminao
Tsy Mendrika aho, maro ny ota natao
Neniko re ny taloha, hifonako avokoa
Jesôsy ô mamindrà fo amiko
2.Mivavaka Aminao aho Andriamanitra ô!
ô mba valio ny vavaka dia ho sambatra
Sasao madio ny foko tononkira.serasera.org sy ny qmfhjrof fanahiko
K'izay fitondrana indray no harahiko
REF: Ry Tompoko, borahako eto Aminao
Tsy Mendrika aho, maro ny ota natao
Neniko re ny taloha, hifonako avokoa
Jesôsy ô mamindrà fo amiko
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
About this song
Artist : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroHits : 792
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 17/02/2023 16:41
