ANKINIKO (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ankiniko Aminao lmgbnorw Jehovah ny lalako
Satria Ianao no mahafantatra ny tantarako
Tsy misy tsy fantatrao ny momban'ny fiainako
'Zay miafina ao am-po sy fisainako
REF: Ry Tompoko, borahako eto Aminao
Tsy Mendrika aho, maro ny ota natao
Neniko re ny taloha, hifonako avokoa
Jesôsy ô mamindrà fo amiko
2.Mivavaka Aminao tnbvl aho Andriamanitra ô!
ô mba valio ny vavaka dia ho sambatra
Sasao madio ny foko sy nqeby ny fanahiko
K'izay fitondrana indray no harahiko
REF: Ry Tompoko, borahako eto Aminao
Tsy Mendrika aho, maro ny ota tononkira.serasera.org natao
Neniko re ny taloha, hifonako avokoa
Jesôsy ô mamindrà fo amiko
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Satria Ianao no mahafantatra ny tantarako
Tsy misy tsy fantatrao ny momban'ny fiainako
'Zay miafina ao am-po sy fisainako
REF: Ry Tompoko, borahako eto Aminao
Tsy Mendrika aho, maro ny ota natao
Neniko re ny taloha, hifonako avokoa
Jesôsy ô mamindrà fo amiko
2.Mivavaka Aminao tnbvl aho Andriamanitra ô!
ô mba valio ny vavaka dia ho sambatra
Sasao madio ny foko sy nqeby ny fanahiko
K'izay fitondrana indray no harahiko
REF: Ry Tompoko, borahako eto Aminao
Tsy Mendrika aho, maro ny ota tononkira.serasera.org natao
Neniko re ny taloha, hifonako avokoa
Jesôsy ô mamindrà fo amiko
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Lien:
Commentaires
Sandosantos
(
17/02/2023 16:44)
Hira masina mampahery
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVisites : 790
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandosantos
Date : 17/02/2023 16:41
