Ny fitiavako an'dry (Van Kool)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na vao maraina aza, raha vao mifoha
Dia indry no ao an’tsaina, mampitraka ny loha
Toa rivotra ilaina, mankahery ary koa
Entina miaina, mampitempo ny fò.
Satriko fôna ho an-tsika irery
Izao tontolo izao sy ny eny ambony tononkira.serasera.org eny
Toa krpud zaza miangoty aho, anilan’I Neny;
Feon’drotsirotsy, izay ilaiko omeny
(rf.)
Isaky ianao any lavitra any
Izaho lasam-borona, lasa vinany
Tsy tafandry mandry hoe aiza ihany
Raha ianao kosa no anilako eo
Hita sy tsapa ary koa reko feo
Velom’panatenana ity havanao
Ary isan’andro dia tsapako aho mi-
Tombo sy feno fitiavana an’dry
Indraindray mibaliaka, Indray maloka aky
Fa toy ny masoandro tokoa ny fitia
Maneho lywttxh fikasana hivoatra hiasoa
Mampitebiteby, mampievona tokoa
Fitantarako izay rehetra manjoa
Sy sjhvpj ny miafina rehetra, amin’ny fiainan’ny Roa.
RRF - Paris, Mars 2004
Dia indry no ao an’tsaina, mampitraka ny loha
Toa rivotra ilaina, mankahery ary koa
Entina miaina, mampitempo ny fò.
Satriko fôna ho an-tsika irery
Izao tontolo izao sy ny eny ambony tononkira.serasera.org eny
Toa krpud zaza miangoty aho, anilan’I Neny;
Feon’drotsirotsy, izay ilaiko omeny
(rf.)
Isaky ianao any lavitra any
Izaho lasam-borona, lasa vinany
Tsy tafandry mandry hoe aiza ihany
Raha ianao kosa no anilako eo
Hita sy tsapa ary koa reko feo
Velom’panatenana ity havanao
Ary isan’andro dia tsapako aho mi-
Tombo sy feno fitiavana an’dry
Indraindray mibaliaka, Indray maloka aky
Fa toy ny masoandro tokoa ny fitia
Maneho lywttxh fikasana hivoatra hiasoa
Mampitebiteby, mampievona tokoa
Fitantarako izay rehetra manjoa
Sy sjhvpj ny miafina rehetra, amin’ny fiainan’ny Roa.
RRF - Paris, Mars 2004
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Van KoolVangy : 1131
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jajyrandria
Daty : 02/09/2019 17:51
